<-
->

Lio / Lk 18:9 And he spake this parable unto certain which trusted in themselves that they were righteous, and despised others: Ary Jesosy nanao ity fanoharana ity tamin' ny sasany izay natoky tena ho marina ka namingavinga ny hafa; Dia nanao ity fanoharana ity koa izy, mankamin' ny sasany natoky tena ho marina sy nanebaka ny namany: Il dit encore, à l' adresse de certains qui se flattaient d'être des justes et n' avaient que mépris pour les autres, la parabole que voici :