<-
->

Lio / Lk 18:31 Then he took unto him the twelve, and said unto them, Behold, we go up to Jerusalem, and all things that are written by the prophets concerning the Son of man shall be accomplished. Ary Jesosy naka ny roa ambin' ny folo lahy ka nanao taminy hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika, dia ho tanteraka ny zavatra rehetra izay voasoratry ny mpaminany ny amin' ny Zanak' olona. Nony inona dia nalain' i Jeso manokana ny roa ambin' ny folo lahy ka nilazany hoe: Indro miakatra ho any Jerosalema isika, ka ho tanteraka izay rehetra nosoratan' ny mpaminany ny amin' ny Zanak' olona: Prenant avec lui les Douze, il leur dit : " Voici que nous montons à Jérusalem et que s' accomplira tout ce qui a été écrit par les Prophètes pour le Fils de l' homme.