<-
->

Lio / Lk 18:16 But Jesus called them unto him, and said, Suffer little children to come unto me, and forbid them not: for of such is the kingdom of God. Fa Jesosy niantso ireo hankeo aminy ka nanao hoe: Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an' ny toa azy ny fanjakan' Andriamanitra. Nefa nantsoin' i Jeso hankeo aminy kosa ireo ka nataony hoe: Avelao hanatona ahy ny zazakely, ary aza sakanana izy, fa ny toa azy no hanana ny fanjakan' Andriamanitra. Mais Jésus appela à lui ces enfants, en disant : " Laissez les petits enfants venir à moi, ne les empêchez pas ; car c' est à leurs pareils qu' appartient le Royaume de Dieu.