<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 16:1 | And he said also unto his disciples, There was a certain rich man, which had a steward; and the same was accused unto him that he had wasted his goods. | Ary hoy koa Jesosy tamin' ny mpianatra: Nisy olona manan-karena anankiray nanana mpitandrina ny fananany; ary ilehiny dia nampangain' olona taminy fa mandany ny fananany. | Ary hoy koa Jeso tamin' ny mpianany: Nisy lehilahy mpanan-karena anankiray nanana mpitandrim-pananana izay nampangain' ny olona taminy fa nandany ny fananany. | Il disait encore à ses disciples : " Il était un homme riche qui avait un intendant, et celui-ci lui fut dénoncé comme dilapidant ses biens. |