<-
->

Lio / Lk 13:31 The same day there came certain of the Pharisees, saying unto him, Get thee out, and depart hence: for Herod will kill thee. Tamin' izany ora izany indrindra dia nisy Fariseo sasany nankeo amin' i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mandehana Hianao, ka mialà eto; fa ta-hamono Anao Heroda. Tamin' izay andro izay ihany dia nisy Farisiana sasany nanatona azy, ka nanao taminy hoe: Mandehana miala eo hianao, fa tadiavin' i Heroda hovonoina. A cette heure même s' approchèrent quelques Pharisiens, qui lui dirent : " Pars et va-t' en d' ici ; car Hérode veut te tuer. "