<-
->

Lio / Lk 13:18 Then said he, Unto what is the kingdom of God like? and whereunto shall I resemble it? Dia hoy Jesosy: Tahaka ny inona ny fanjakan' Andriamanitra? ary inona no hanoharako azy? Dia hoy koa Jeso: Ny inona no tahaka ny fanjakan' Andriamanitra, ary ny inona no hanoharako azy? Il disait donc : " A quoi le Royaume de Dieu est-il semblable et à quoi vais-je le comparer ?