<-
->

Lio / Lk 13:16 And ought not this woman, being a daughter of Abraham, whom Satan hath bound, lo, these eighteen years, be loosed from this bond on the sabbath day? Koa ity vehivavy zanak' i Abrahama ity, izay efa nafatotr' i Satana izao valo ambin' ny folo taona izao, moa tsy tokony hovahana ho afaka amin' izany fatorana izany amin' ny andro Sabata va? Ary ity zanakavavin' i Abrahama izay efa nafatotr' i Satana hatramin' ny valo ambin' ny folo taona ity ve tsy tokony hovahana amin' izany fatorana izany amin' ny andro sabata? Et cette fille d' Abraham, que Satan a liée voici dix-huit ans, il n' eût pas fallu la délier de ce lien le jour du sabbat ! "