<-
->

Lio / Lk 12:13 And one of the company said unto him, Master, speak to my brother, that he divide the inheritance with me. Ary nisy anankiray teo amin' ny vahoaka nanao tamin' i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko. Tamin' izay dia nisy anankiray tao amin' ny vahoaka nanao taminy hoe: ry Mpampianatra, mba ilazao kely ny rahalahiko hizara ny lovanay amiko. Quelqu' un de la foule lui dit : " Maître, dis à mon frère de partager avec moi notre héritage. "