<-
->

Lio / Lk 10:38 Now it came to pass, as they went, that he entered into a certain village: and a certain woman named Martha received him into her house. Ary raha nandeha izy ireo, dia niditra teo amin' ny vohitra anankiray Jesosy; ary nisy vehivavy anankiray atao hoe Marta nampiantrano Azy ho ao an-tranony. Raha mbola nandeha izy ireo dia niditra tamin' ny vohitra anankiray Jeso, ary nisy vehivavy atao hoe Marta nandray azy tao an-tranony. Comme ils faisaient route, il entra dans un village, et une femme, nommée Marthe, le reçut dans sa maison.