<-
->

Mar / Mk 7:36 And he charged them that they should tell no man: but the more he charged them, so much the more a great deal they published it; Ary nandrara ny olona teo Jesosy mba tsy hilazalaza na amin' iza na amin' iza; fa na dia norarany aza izy, dia vao mainka nampiely izany bebe kokoa. Ary norarany ny olona tsy hilazalaza izany na amin' iza na amin' iza; fa araka ny nandrarany azy ireo no vao mainka nampielezany izany kokoa aza; Et Jésus leur recommanda de ne dire la chose à personne ; mais plus il le leur recommandait, de plus belle ils la proclamaient.