<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 6:14 | And king |
Ary nahare izany Heroda mpanjaka (fa efa nalaza ny anaran' i Jesosy), dia hoy izy: Jaona Mpanao-batisa efa nitsangana tamin' ny maty izay, ka izany no ananany hery hanao ireo asa lehibe ireo. | Nahare ny lazan' i Jeso Heroda mpanjaka, fa efa nihamalaza ny anarany. Ary hoy ny sasany: Joany Batista nitsangana tamin' ny maty izay, ka izany no iasan' ireo hery mahagaga aminy; | Le roi |