<-
->

Mar / Mk 16:6 And he saith unto them, Be not affrighted: Ye seek Jesus of Nazareth, which was crucified: he is risen; he is not here: behold the place where they laid him. Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza talanjona; mitady an' i Jesosy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin' ny hazo fijaliana, ianareo; efa nitsangana Izy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy. Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza matahotra hianareo; mitady an' i Jeso Nazareana ilay nofantsihana tamin' ny hazo fijaliana hianareo; efa nitsangana tamin' ny maty izy, ka tsy eto; teo no nametrahany azy. Mais il leur dit : " Ne vous effrayez pas. C' est Jésus le Nazaréen que vous cherchez, le Crucifié : il est ressuscité, il n' est pas ici. Voici le lieu où on l' avait mis.