<-
->

Mar / Mk 16:14 Afterward he appeared unto the eleven as they sat at meat, and upbraided them with their unbelief and hardness of heart, because they believed not them which had seen him after he was risen. Rehefa afaka izany, dia niseho tamin' ny iraika ambin' ny folo lahy Jesosy, raha nipetraka nihinana ireo; ary izy nanome tsiny azy noho ny tsi-finoany sy ny hamafin' ny fony, satria tsy ninoany ireo efa nahita Azy, rehefa nitsangana Izy Tamin' ny farany dia ny tenan' izy iraika ambin' ny folo lahy no nisehoany teo am-pihinanana indrindra, ka nomeny tsiny noho ny tsy finoany sy ny hamafin' ny fony, satria tsy nino izay nahita azy tafantsangana tamin' ny maty izy ireo. Enfin il se manifesta aux Onze eux-mêmes pendant qu' ils étaient à table, et il leur reprocha leur incrédulité et leur obstination à ne pas ajouter foi à ceux qui l' avaient vu ressuscité.