<-
->

Mar / Mk 15:47 And Mary Magdalene and Mary the mother of Joses beheld where he was laid. Ary Maria Magdalena sy Maria, renin' i Josesy, dia nijery izay nametrahany Azy. Nojeren' i Maria Madelena sy Maria renin' i Josefa tsara izay nametrahany azy. Or, Marie de Magdala et Marie, mère de Joset, regardaient où on l' avait mis.