<-
->

Mar / Mk 15:1 And straightway in the morning the chief priests held a consultation with the elders and scribes and the whole council, and bound Jesus, and carried him away, and delivered him to Pilate. Ary niaraka tamin' izay raha vao maraina ny andro, ny lohan' ny mpisorona sy ny loholona sy ny mpanora-dalàna mbamin' ny Synedriona rehetra dia niara-nisaina ary namatotra an' i Jesosy ka nitondra Azy, dia nanolotra Azy teo amin' i Pilato. Raha vao maraina koa ny andro, ny lohandohan' ny mpisorona dia niara-nihevitra tamin' ny loholona sy ny mpanora-dalàna ary ny mpisaina rehetra, ka namatotra an' i Jeso, dia nitondra azy sy nanolotra azy tamin' i Pilaty. Et aussitôt, le matin, les grands prêtres préparèrent un conseil avec les anciens, les scribes, et tout le Sanhédrin ; puis, après avoir ligoté Jésus, ils l' emmenèrent et le livrèrent à Pilate.