<-
->

Mar / Mk 14:62 And Jesus said, I am: and ye shall see the Son of man sitting on the right hand of power, and coming in the clouds of heaven. Ary hoy Jesosy: Izaho no Izy; ary ho hitanareo ny Zanak' olona mipetraka eo ankavanan' ny Hery sady avy eo amin' ny rahon' ny lanitra. ka novalin' i Jeso hoe: Izaho no izy; ary ho hitanareo ny Zanak' olona mipetraka eo an-kavanan' ilay mahefa ny zavatra rehetra sy avy eo ambonin' ny rahon' ny lanitra. " Je le suis, dit Jésus, et vous verrez le Fils de l' homme siégeant à la droite de la Puissance et venant avec les nuées du ciel. "