<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 14:53 | And they led |
Ary nitondra an' i Jesosy ho any amin' ny mpisoronabe izy; ary niangona teo aminy ny lohan' ny mpisorona rehetra sy ny loholona ary ny mpanora-dalàna. | Ary Jeso nentin' izy ireo ho any amin' ny lehiben' ny mpisorona izay nivorian' ny lohandohan' ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona. | Ils emmenèrent |