<-
->

Mar / Mk 14:22 And as they did eat, Jesus took bread, and blessed, and brake it, and gave to them, and said, Take, eat: this is my body. Ary raha mbola nihinana izy, Jesosy nandray mofo; ka nony efa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy ary nataony hoe: Raiso, ity no tenako. Ary raha mbola nihinana izy, dia nandray mofo Jeso, ka nony efa notsofiny rano sy novakiny dia nomeny azy ireo, sy nataony hoe: Raiso, ity no vatako. Et tandis qu' ils mangeaient, il prit du pain, le bénit, le rompit et le leur donna en disant : " Prenez, ceci est mon corps. "