<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 14:14 | And wheresoever he shall go in, say ye to the goodman of the house, The Master saith, Where is the guestchamber, where I shall eat the passover with my disciples? | Ary lazao amin' ny tompon' ny trano izay hidirany hoe: Izao no lazain' ny Mpampianatra: Aiza ny efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin' ny mpianatro? | Dia lazao amin' ny tompon' ny trano izay hidirany hoe: Izao no asain' ny Mpampianatra lazaina aminao: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paka amin' ny mpianatro? | et là où il entrera, dites au propriétaire : "Le |