<-
->

Mar / Mk 12:34 And when Jesus saw that he answered discreetly, he said unto him, Thou art not far from the kingdom of God. And no man after that durst ask him any question. Ary raha hitan' i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan' Andriamanitra ianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony. Nony hitan' i Jeso fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan' Andriamanitra hianao. Ary hatramin' izay dia tsy nisy olona sahy nanontany azy intsony. Jésus, voyant qu' il avait fait une remarque pleine de sens, lui dit : " Tu n' es pas loin du Royaume de Dieu. " Et nul n' osait plus l' interroger.