<-
->

Mar / Mk 12:26 And as touching the dead, that they rise: have ye not read in the book of Moses, how in the bush God spake unto him, saying, I am the God of Abraham, and the God of Isaac, and the God of Jacob? Ka ny amin' ny hananganana ny maty, tsy mbola novakinareo va ny eo amin' ny bokin' i Mosesy, eo amin' ilay teny milaza ny Voaroy, dia ny nanaovan' Andriamanitra taminy hoe: Izaho no Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' isaka ary Andriamanitr' i Jakoba? (Eks. 3. 6.) Ary raha ny amin' ny fitsanganan' ny maty, moa tsy mbola novakinareo va ao amin' ny bokin' i Moizy, amin' ilay misy ny voaroy, izay nolazain' Andriamanitra taminy hoe: Izaho no Andriamanitr' i Abrahama, sy Andriamanitr' Isaaka, ary Andriamanitr' i Jakoba? Quant au fait que les morts ressuscitent, n' avez-vous pas lu dans le Livre de Moïse, au passage du Buisson, comment Dieu lui a dit : Je suis le Dieu d' Abraham, le Dieu d' Isaac et le Dieu de Jacob ?