<-
->

Mar / Mk 12:13 And they send unto him certain of the Pharisees and of the Herodians, to catch him in his words. Ary nirahiny hankeo amin' i Jesosy ny sasany avy tamin' ny Fariseo sy ny Herodiana hamandrika Azy amin' ny teniny. Tamin' izay dia naniraka ny sasany tamin' ny Farisiana sy Herodiana izy ireo mba hamandrika azy amin' ny teniny, Ils lui envoient alors quelques-uns des Pharisiens et des Hérodiens pour le prendre au piège dans sa parole.