<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 11:15 | And they come to |
Ary tonga tany Jerosalema izy: ary Jesosy niditra teo an-kianjan' ny tempoly, dia nandroaka izay nivarotra sy izay nividy teo an-kianjan' ny tempoly sady nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan' ny mpivarotra ny voromailala; | Dia tonga tany Jerosalema izy ireo, ka nony niditra tao amin' ny tempoly Jeso, dia nandroaka izay nivarotra sy nividy tao, ary nanjera ny latabatry ny mpampisambo-bola sy ny fipetrahan' ny mpivaro-boromailala, | Ils arrivent à |