<-
->

Mar / Mk 10:51 And Jesus answered and said unto him, What wilt thou that I should do unto thee? The blind man said unto him, Lord, that I might receive my sight. Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko. Inona, hoy Jeso taminy, no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba: Rabony ô, aoka mba hahiratra aho. Alors Jésus lui adressa la parole : " Que veux-tu que je fasse pour toi ? " L' aveugle lui répondit : " Rabbouni, que je recouvre la vue ! "