<-
->

Mar / Mk 10:42 But Jesus called them to him, and saith unto them, Ye know that they which are accounted to rule over the Gentiles exercise lordship over them; and their great ones exercise authority upon them. Fa Jesosy niantso azy hanatona Azy ka nanao taminy hoe: Fantatrareo fa izay eken' ny jentilisa ho mpanapaka dia mampanompo azy, ary ny lehibeny dia mifehy azy. fa nantsoin' i Jeso izy ireo ka nilazany hoe: Fantatrareo fa amin' ny fanjakan' izao tontolo izao, dia ny mpifehy no mitsangana ho tompo mandidy, ary ny lehibe no miseho ho mpanapaka manam-pahefana. Les ayant appelés près de lui, Jésus leur dit : " Vous savez que ceux qu' on regarde comme les chefs des nations dominent sur elles en maîtres et que les grands leur font sentir leur pouvoir.