<-
->

Mar / Mk 10:35 And James and John, the sons of Zebedee, come unto him, saying, Master, we would that thou shouldest do for us whatsoever we shall desire. Ary Jakoba sy Jaona, zanak' i Zebedio, nanatona an' i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay angatahinay aminao. Ary nanatona azy Jakoba sy Joany zanak' i Zebede ka nanao hoe: Ry Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay hangatahinay aminao. Jacques et Jean, les fils de Zébédée, avancent vers lui et lui disent : " Maître, nous voulons que tu fasses pour nous ce que nous allons te demander. "