<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 10:1 | And he arose from thence, and cometh into the coasts of |
Ary niainga niala teo Jesosy, dia tonga tany amin' ny sisin-tanin' i Jodia sy tany an-dafin' i Jordana; ary nisy vahoaka betsaka indray niangona teo aminy; koa araka ny fanaony dia nampianatra azy indray Izy. | Nony niala teo izy dia tonga tany amin' ny sisin-tanin' i Jodea, an-dafin' i Jordany; ary nivory teo aminy indray ny vahoaka, ka nampianariny indray araka ny fanaony. | Partant de là, il vient dans le territoire de la |