<-
->

Mat / Mt 9:35 And Jesus went about all the cities and villages, teaching in their synagogues, and preaching the gospel of the kingdom, and healing every sickness and every disease among the people. Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tao amin' ny synagoga sy nitory ny filazantsaran' ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin' ny rofy rehetra. Ary Jeso nitety ny tanàna sy ny vohitra rehetra, nampianatra teo amin' ny sinagogany sy nitory ny Evanjelin' ny fanjakan' Andriamanitra, ary nahasitrana ny aretina mbamin' ny rofy rehetra. Jésus parcourait toutes les villes et les villages, enseignant dans leurs synagogues, proclamant la Bonne Nouvelle du Royaume et guérissant toute maladie et toute langueur.