<-
->

Mat / Mt 9:25 But when the people were put forth, he went in, and took her by the hand, and the maid arose. Ary nony efa navoaka ny olona, dia niditra Jesosy ka nandray ny tànan-drazazavavy, dia nitsangana izy. Ary rahefa navoaka ny olona, dia niditra izy, ka nandray ny tànan' ilay zazavavy, dia nitsangana io. Mais, quand on eut mis la foule dehors, il entra, prit la main de la fillette et celle-ci se dressa.