<-
->

Mat / Mt 9:12 But when Jesus heard that, he said unto them, They that be whole need not a physician, but they that are sick. Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary. Fa hoy Jeso nandre izany: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary. Mais lui, qui avait entendu, dit : " Ce ne sont pas les gens bien portants qui ont besoin de médecin, mais les malades.