<-
->

Mat / Mt 4:1 Then was Jesus led up of the spirit into the wilderness to be tempted of the devil. Ary Jesosy dia nentin' ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain' ny devoly fanahy. Ary tamin' izay dia nentin' ny Fanahy nankany an' efitra Jeso, mba halain' ny demony fanahy; Alors Jésus fut emmené au désert par l' Esprit, pour être tenté par le diable.