<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 27:54 | Now when the centurion, and they that were with him, watching |
Ary ny kapiteny sy ny fehiny, izay niambina an' i Jesosy, raha nahita ny horohorontany mbamin' izay zavatra tonga teo, dia raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak' Andriamanitra io Lehilahy io. | Ilay kapiteny sy ny fehiny niambina an' i Jeso kosa nony nahita ny horohoron-tany mbamin' ny zavatra rehetra tonga teo, dia raiki-tahotra mafy ka nanao hoe: Tena Zanak' Andriamanitra tokoa io Lehilahy io. | Quant au centurion et aux hommes qui avec lui gardaient |