<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 27:46 | And about the ninth hour |
Ary nony tokony ho tamin' ny ora fahasivy, dia niantso tamin' ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Ely, Ely, lamà sabaktany? izany hoe: Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao? (Sal. 22. 1). | Nony tokony ho tamin' ny ora fahasivy, dia niantso mafy Jeso hoe: Elia, Elia, lamma sabaktany! izany hoe: Ry Andriamanitro! ry Andriamanitro, nahoana no dia nilaozanao aho? | Et vers la neuvième heure |