<-
->

Mat / Mt 26:75 And Peter remembered the word of Jesus, which said unto him, Before the cock crow, thou shalt deny me thrice. And he went out, and wept bitterly. Ary Petera nahatsiaro ny tenin' i Jesosy, izay nolazainy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno, dia handà Ahy intelo ianao. Ary rehefa nivoaka teny ivelany izy, dia nitomany fatratra. ka tsaroan' i Piera ny tenin' i Jeso nanao hoe: Alohan' ny maneno akoho, handà ahy intelo hianao. Dia nivoaka izy ka nitomany fatratra. Et Pierre se souvint de la parole que Jésus avait dite : " Avant que le coq chante, tu m' auras renié trois fois. " Et, sortant dehors, il pleura amèrement.