<-
->

Mat / Mt 26:71 And when he was gone out into the porch, another maid saw him, and said unto them that were there, This fellow was also with Jesus of Nazareth. Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin' izay teo hoe: Ity koa nomba an' i Jesosy avy any Nazareta. Dia nankeo am-bavahady izy, ndeha hitsoaka, fa hitan' ny ankizivavy anankiray hafa koa, ka nolazainy tamin' ny olona teo hoe: Ity koa naman' i Jeso Nazareana; Comme il s'était retiré vers le porche, une autre le vit et dit à ceux qui étaient là : " Celui-là était avec Jésus le Nazaréen. "