<-
->

Mat / Mt 26:59 Now the chief priests, and elders, and all the council, sought false witness against Jesus, to put him to death; Ary ny lohan' ny mpisorona mbamin' ny Synedriona rehetra nitady teny ho entiny hiampanga lainga an' i Jesosy mba hamonoany Azy; Tamin' izay ny lohandohan' ny mpisorona sy ny loholona rehetra dia nitady izay hiampangana lainga an' i Jeso hamonoana azy, Or, les grands prêtres et le Sanhédrin tout entier cherchaient un faux témoignage contre Jésus, en vue de le faire mourir ;