<-
->

Mat / Mt 26:51 And, behold, one of them which were with Jesus stretched out his hand, and drew his sword, and struck a servant of the high priest' s, and smote off his ear. Ary, indro, ny anankiray tamin' izay nomba an' i Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapa ny mpanompon' ny mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny. Ary indro ny anankiray amin' izay teo amin' i Jeso nandray ny sabany, dia namely ny mpanompon' ny lehiben' ny mpisorona ka nahafaka ny sofiny anila. Et voilà qu' un des compagnons de Jésus, portant la main à son glaive, le dégaina, frappa le serviteur du Grand Prêtre et lui enleva l' oreille.