<-
->

Mat / Mt 26:49 And forthwith he came to Jesus, and said, Hail, master; and kissed him. Ary niaraka tamin' izay dia nanatona an' i Jesosy izy ka nanao hoe: Finaritra, Raby! dia nanoroka Azy. Ary niaraka tamin' izay dia nanatona an' i Jeso izy ka nanao hoe: Arahaba, Raby; dia nanoroka azy. Et aussitôt il s' approcha de Jésus en disant : " Salut, Rabbi ! ", et il lui donna un baiser.