<-
->

Mat / Mt 22:29 Jesus answered and said unto them, Ye do err, not knowing the scriptures, nor the power of God. Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin' Andriamanitra. Ary Jeso namaly ka nanao taminy hoe: Diso hevitra hianareo, satria samy tsy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin' Andriamanitra. Jésus leur répondit : " Vous êtes dans l' erreur, en ne connaissant ni les Écritures ni la puissance de Dieu.