<-
->

Mat / Mt 22:21 They say unto him, Caesar' s. Then saith he unto them, Render therefore unto Caesar the things which are Caesar' s; and unto God the things that are God' s. Hoy izy taminy: An' i Kaisara. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an' i Kaisara ary izay an' i Kaisara, ary ho an' Andriamanitra izay an' Andriamanitra. An' i Sezara, hoy ireo. Raha izany àry, hoy izy, dia aloavy ho an' i Sezara izay an' i Sezara, ary ho an' Andriamanitra izay an' Andriamanitra. " De César. " Alors il leur dit : " Rendez donc à César ce qui est à César, et à Dieu ce qui est Dieu. "