<-
->

Mat / Mt 20:22 But Jesus answered and said, Ye know not what ye ask. Are ye able to drink of the cup that I shall drink of, and to be baptized with the baptism that I am baptized with? They say unto him, We are able. Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny misotro amin' ny kapoaka izay efa hisotroako? Hoy izy roa lahy taminy: Hainay ihany. Dia hoy ny famalin' i Jeso: Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Moa mahasotro izay kapoaka hosotroko va hianareo? Efanay ihany, hoy ireo taminy. Jésus répondit : " Vous ne savez pas ce que vous demandez. Pouvez-vous boire la coupe que je vais boire ? " Ils lui disent : " Nous le pouvons. " -