<-
->

Mat / Mt 20:21 And he said unto her, What wilt thou? She saith unto him, Grant that these my two sons may sit, the one on thy right hand, and the other on the left, in thy kingdom. Ary hoy Izy taminy: Inona no irinao? Dia hoy ravehivavy taminy: Mandidia mba hipetrahan' ireto zanako roa lahy ireto, ny anankiray ho eo amin' ny ankavananao, ary ny anankiray ho eo amin' ny ankavianao, ao amin' ny fanjakanao. Inona no irinao, hoy Jeso taminy? Dia hoy izy: Aoka ireto zanako roalahy ireto mba hipetraka eo an-kavananao ny anankiray ary eo an-kavianao ny anankiray, ao amin' ny fanjakanao. " Que veux-tu ? " lui dit-il. Elle lui dit : " Ordonne que mes deux fils que voici siègent, l' un à ta droite et l' autre à ta gauche, dans ton Royaume. "