<-
->

Mat / Mt 20:20 Then came to him the mother of Zebedees children with her sons, worshipping him, and desiring a certain thing of him. Ary tamin' izany dia nanatona an' i Jesosy ny renin' ny zanak' i Zebedio mbamin' ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy. Ary tamin' izany nanatona azy ny renin' ny zanak' i Zebede mbamin' ny zanany lahy, ka nitsaoka azy ary nangataka zavatra taminy. Alors la mère des fils de Zébédée s' approcha de lui, avec ses fils, et se prosterna pour lui demander quelque chose.