<-
->

Mat / Mt 13:57 And they were offended in him. But Jesus said unto them, A prophet is not without honour, save in his own country, and in his own house. Ary tafintohina taminy izy. Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany tsy hajaina, afa-tsy amin' ny taniny sy ny mpianakaviny ihany. Ary tafintohina taminy izy ireo; fa hoy Jeso taminy: Eo amin' ny tany onenany sy eo amin' ny ankohonany ihany no tsy mba voahaja ny mpaminany. Et ils étaient choqués à son sujet. Mais Jésus leur dit : " Un prophète n' est méprisé que dans sa patrie et dans sa maison. "