<-
->

Mat / Mt 13:53 And it came to pass, that when Jesus had finished these parables, he departed thence. Ary rehefa vitan' i Jesosy ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy. Nony tapitra izany fanoharana izany, dia niala teo Jeso, Et il advint, quand Jésus eut achevé ces paraboles, qu' il partit de là ;