<-
->

Mat / Mt 11:7 And as they departed, Jesus began to say unto the multitudes concerning John, What went ye out into the wilderness to see? A reed shaken with the wind? Ary nony lasa ireny, dia vao nilaza an' i Jaona tamin' ny vahoaka Jesosy ka nanao hoe: Hizaha inona no nivoahanareo nankany an-efitra? Volotara nohozongozonin' ny rivotra va? Nony lasa ireo, dia nilaza an' i Joany tamin' ny vahoaka Jeso, nanao hoe: Hizaha inona no nalehanareo tany an' efitra? Volotara hetsiketsehin' ny rivotra va? Tandis que ceux-là s' en allaient, Jésus se mit à dire aux foules au sujet de Jean : " Qu'êtes-vous allés contempler au désert ? Un roseau agité par le vent ?