<-
->

Mat / Mt 11:1 And it came to pass, when Jesus had made an end of commanding his twelve disciples, he departed thence to teach and to preach in their cities. Ary rehefa vitan' i Jesosy ny nandidiany ny mpianany roa ambin' ny folo lahy, dia niala teo Izy hampianatra sy hitoriteny any an-tanànan' ny olona. Ary rahefa tapitra ny fampianarana nomen' i Jeso an' ireo mpianany roa ambin' ny folo lahy ireo, dia niala tao izy, ka nandeha nampianatra sy nitory teny tamin' ny tanàna manodidina rehetra. Et il advint, quand Jésus eut achevé de donner ces consignes à ses douze disciples, qu' il partit de là pour enseigner et prêcher dans leurs villes.