<-
->

Mat / Mt 1:20 But while he thought on these things, behold, the angel of the Lord appeared unto him in a dream, saying, Joseph, thou son of David, fear not to take unto thee Mary thy wife: for that which is conceived in her is of the Holy Ghost. Fa raha mbola nisaina izany izy, indro, nisy anjelin' ny Tompo niseho taminy tamin' ny nofy ka nanao hoe: Ry Josefa#11, zanak' i Davida, aza matahotra hampakatra an' i Maria vadinao; fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin' ny Fanahy Masina, Nefa raha mbola nieritreritra izany izy, indro nisy anjelin' ny Tompo niseho taminy, tamin' ny nofy, ka nanao hoe: Ry Josefa#11, zanak' i Davida, aza matahotra hampakatra an' i Maria vadinao, fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin' ny Fanahy Masina, Alors qu' il avait formé ce dessein, voici que l' Ange du Seigneur lui apparut en songe et lui dit : " Joseph, fils de David, ne crains pas de prendre chez toi Marie, ta femme : car ce qui a été engendré en elle vient de l' Esprit Saint ;