<-
->

Mat / Mt 1:18 Now the birth of Jesus Christ was on this wise: When as his mother Mary was espoused to Joseph, before they came together, she was found with child of the Holy Ghost. Ary ny nahaterahan' i Jesosy Kristy dia toy izao: Rehefa nanaiky Maria, renin' i Jesosy, ho fofombadin' i Josefa#11, raha tsy mbola nivady izy, dia hita fa nitoe-jaza avy tamin' ny Fanahy Masina izy. Ary toy izao no nahaterahan' ny Kristy: Maria reniny dia efa fofombadin' i Josefa#11; fa raha mbola tsy niray trano izy ireo, dia hita fa nanan' anaka avy tamin' ny Fanahy Masina izy. Or telle fut la genèse de Jésus Christ. Marie, sa mère, était fiancée à Joseph : or, avant qu' ils eussent mené vie commune, elle se trouva enceinte par le fait de l' Esprit Saint.