<-
->

Zak / Za 9:7 And I will take away his blood out of his mouth, and his abominations from between his teeth: but he that remaineth, even he, shall be for our God, and he shall be as a governor in Judah, and Ekron as a Jebusite. Hesoriko eny am-bavany ny ràny, Sy ny fahavetavetany tsy ho eny anelanelan' ny nifiny; Ary izy koa ho sisa ho an' Andriamanitsika Sy ho toy ny lohany amin' ny firenen' i Joda, Ary Ekrona ho toy ny Jebosita. Hesoriko avy any am-bavany ny rany; ary ho avy eo anelanelan' ny nifiny ny fahavetavetany; ka izy koa dia ho sisa ho an' Andriamanitsika; ho toy ny lohany amin' i Jodà, ary Akarona ho toy ny Jeboseana. j'ôterai son sang de sa bouche, ses abominations d' entre ses dents. Lui aussi sera un reste pour notre Dieu, il sera comme un familier dans Juda, Eqrôn sera comme un Jébuséen.